Apetraho Aminy ny fanahianareo rehetra fa Izy no hiahy anareo.

2026-02-1121h54

Tenin’ny Soratra Masina io.

Maro ireo efa nanandrana ny hatsaràn’ny Tompo, koa manasa anao hanao toy izany koa, fa hahita voka-tsoa ny amin’izany ianao.