Fotoam-bavaka manaraka : Sabotsy 16 may 2026 amin’ny 1 ora ao Drumondville

2026-04-028h18

Aza misalasala mifanoratra ao amin’ny courriel jesosymamonjycanada@gmail.com raha toa ka eto Quebec ianao ary mila fanampim-panazavana na fitaterana.