Fotoam-bavaka manaraka : Sabotsy 14 Febroary 2026 amin’ny 1 ora 30 min ao Drummondville

2025-11-2722h00

Misy faly va ao aminareo? aoka izy hihira fiderana.

Ndao hidera ny Tompo, hanome voninahitra Azy.

Aza misalasala mifanoratra ao amin’ny courriel jesosymamonjycanada@gmail.com raha toa ka eto Quebec ianao ary mila fanampim-panazavana na fitaterana.