Fandaharam-potoana eto Québec

2024-02-0717h34
  • Sekoly Alahady isaky ny zoma hariva amin’ny 6h15 arahina amin’ny zoom.
  • Fotoam-pivavahana en ligne: Isaky ny Alahady alina amin’ny 8 ora arahina amin’ny zoom, afa-tsy ny alahady aorinan’ny fotoam-bavaka ifanatrehana (présentiel)
  • Fotoambavaka ifanatrehana (présentiel) indray mandeha isaky ny 3 herinandro, izay atao andro sabotsy noho ny halaviran-toeran’ny tsirairay.
  • Volana janoary 2025: sabotsy 18 ny fotoam-bavaka izay atao ao Drummondville