Ho antsika eto Québec

2024-02-0717h34

Ho antsika eto Québec, aza misalasala mifandray aminay raha toa ianao ka liana ny hiara-hanompo sy hiara-hidera ny Tompo eo anivon’ny fikambanana Jesosy Mamonjy Canada.

Manorata amin’ny mailaka: jesosymamonjycanada@gmail.com

na amin’ny messenger Jesosy mamonjy Québec Canada