Ireo foto-pampianarana 16 isa ao amin’ny Jesosy Mamonjy
2025-03-1121h44
1- Andriamanitra Tokana
2- Ny Soratra Masina
3- Ny fahalavoana
4- Ny famonjena
5 – Ny batisan’ny rano
6- Ny fanasan’ny Tompo
7- Ny batisan’ny Fanahy Masina
8- Ny mariky ny batisan’ny Fanahy Masina
9- Ny fanamasinana
10- Ny fiangonana
11- Ny filazantsara
12- Ny fanasitranana avy amin’ny Ray
13- Ny fanantenana
14- Ny fanjakan’i Kristy arivo taona
15- Ny fahaverezana mandrakizay
16- Lanitra vaovao sy tany vaovao
